| Teny iditra (1/2) | 1 takona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
20 Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 hidden, not seen
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché)
[1.3#653] 23 caché, qu'on ne voit pas [1.8] |
| Ohatra |
24 ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita!
[2.69#]
25 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#] 26 Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#] |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe takona |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 takona |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
44 Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 [Provincial] a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir
[1.3#654] |
| Fivaditsoratra | 47 antoka, 48 kantao, 49 katona, 50 kotana, takona, 51 tanako, 52 tokana, 53 tonàka, tonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|