Teny iditra Antandrona
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Tsimihety [1.78]
Ohatra Tao izy no nihaona voalohany tamin' ny Antandrona izay nanaiky azy avy hatrany ka nanome tokim-panoavana azy. [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/05