|
|
|
|

Teny iditra 1  anterina
Fototeny  2 antitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga antitra, hamafisina: Nanteriny erỳ ny fiteniny
9 (Ny fampiasa matetika anefa dia ny teny verindroa antitranterina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be examined, scrutinised, done repeatedly so as to impress something on the memory
11 to be made deeper, as applied to colours. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on laisse mûrir, qu'on rend foncé, qu'on perfectionne [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19