| Teny iditra | 1 antitra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony
14 Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio 15 (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely 16 Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy 17 Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc.
[1.2] 19 mature; aged; dark (of colors); [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 âgé, vieux; mûr; foncé
[1.8] |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 40 misy ny teny hoe antitra |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 23 Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | antitra, 24 tantary |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|