Teny iditra | 1 antonjavatra |
Singan-teny | 2 antony, zavatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 samy hafa ny antonjavatra kendreny [1.38] 5 Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. [2.508#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |