Teny iditra | 1 antonjavatra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.38] samy hafa ny antonjavatra kendreny 4 [2.508#] Ka hoy Radama tamin' ny vahoaka nitsena azy : Anisan' ny antonjavatra nanahirana indrindra ny saina ny fampitohizana ny fihavanana amin' ny foko antaimoro noho ny antony maro. |
Singan-teny | 5 antony, zavatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |