|
|
|
|

Teny iditra 1  antsafaina
Fototeny  2 antsafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be inquired into, or inquired of, as in antsafa [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19