Teny iditra | 1 antsafa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 arahaba [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa 5 Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom. [1.2] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 12 afantsa, antsafa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |