| Teny iditra (1/2) | 1 antsaina |
| Fototeny | 2 antsa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Anaovana hira fiderana miaraka amin' ny zavamaneno toy ny angaroa...: Noantsaina ny mpanjaka niverina avy niantafika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be chanted to, as the sovereign or any of the royal family on special occasions.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 10 antsaina |
| Fototeny | 11 antsa |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
17 to be found fault with. (Prov.)
[1.2] |
| Fivaditsoratra | antsaina, 18 antsiana, 19 iantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|