|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  antsa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 [Bara+Tanosy] Hira [1.78]
21 Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan' ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an' ady avy niantafika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 chanting [1.2, 1.7]
23 a mode of singing by the attendants on the sovereign. [1.2]
24 singing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 chant [1.8]
26 [Vezo] Chanson, chant de louange [1.68]
27 [Sakalava-Mayotte] chant, musique [1.405]
Ohatra  28  Velona ny antsa eo an-kianjan' ny famorana. [2.606#167]
Voambolana  29  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe antsa

Teny iditra (2/4) 31  antsa
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 [Antambahoaka] tsininy [1.78]
34 [Betsimisaraka] tsiny, kilema [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  35 [Provincial] defect, fault, imperfection. See tsiny, adidy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 [Vezo] Compassion, miséricorde, pitié [1.68]

Teny iditra (3/4) 37  antsa
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  42 [Vezo] Charitable, compatissant, humain, miséricordieux, philanthrope [1.68]

Teny iditra (4/4) 43  Antsa
Singan-teny  44 antsa
Sokajin-teny  45  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  46 Rabemananjara Jacques
Mpanonta printy  47  1948.
Lahatsoratra  48 

Fivaditsoratra  antsa, Antsa, 49 santa, 50 tsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19