Teny iditra | antsakany sy andavany | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin' ny lafiny rehetra, amin' ny sakany sy ny lavany: Nahavita an-tsakany sy an-davany ny adidiko amin' ireto kamboty ireto aho [1.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Singan-teny | an-tsakany ; an-davany | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
![]() |