Teny iditra | 1 antsiben' Andriamanitra |
Singan-teny | 2 antsibe, Andriamanitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the rainbow; more commonly called avana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] l'arc-en-ciel 6 [2.415] le grand couteau de Dieu. Les Malgaches appelaient ainsi l' arc-en-ciel |
Ohatra |
7 manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314#] |
Voambolana |
8 Haitoetrandro |
Tovy hevitra | 9 avana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny antsiben' Andriamanitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |