Teny iditra antsiraka (tsiraka)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy [ an-tsiraka ] Amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the coastal regions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans les régions côtières [1.8]
Ohatra Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana. [2.5]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/10