Teny iditra (1/5) | 1 tsiraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/5) | 6 tsiraka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/5) | 16 tsiraka |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] tanjona 19 [1.78] [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana |
Teny iditra (4/5) | 20 tsiraka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Lefona lava zarana amakiana varavarana, |
Teny iditra (5/5) | 23 tsiraka |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3#784] filaments, nervures des feuilles 26 [1.196] (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles |
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 28 tsiratsiraka |
Fivaditsoratra | 29 asitrak, kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |