|
|
|
|

Teny iditra 1  antsoina
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly
9 Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary
10 Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy
11 Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina
12 Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
13 to be called [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on appelle [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 aantsony, 17 ananotsy, 18 Antanosy, 19 antsiona, antsoina, 20 asintona, 21 santiona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21