|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  antso
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Famoahana feo na fanononana teny hampanatona na hampiavy olona ho tonga eo amin' ny tena; famoriana olona hanatrika na ho tonga; fanirahana hitaona olona ho avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a call, a summons [1.2, 1.7]
18 an invocation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 appel, convocation [1.3#57, 1.8]
20 publication, proclamation, invocation [1.3#57]
Ohatra  21  hoy ny antso avo afitsony. [2.503#5]
22  Heno ny antso, ny baiko mifanaretsaka etsy sy eroa. [2.472#217]
23  Miseho ao koa ny antso nataon-dravehivavy sy ny valin-tenin' ila. [1.38#911]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe antso

Teny iditra (2/4) 25  antso
Singan-teny  26 antso
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 [Sakalava] (de antso : action d'invoquer une puissance occulte ; cette plante toxique était employée dans les cérémonies d'exorcismes). Euphorbia antso Denis (Euphorbiaceae). Toxique dans toutes ses parties. Latex très irritant, caustique. [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4) 31  Antso
Singan-teny  32 antso
Sokajin-teny  33  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Voambolana  34  Haisoratra: boky
Mpanoratra  35 Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  36  Ny Nosy vaovao. 1961. Takila: 53.

Teny iditra (4/4) 37  Antso
Singan-teny  38 antso
Sokajin-teny  39  anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana]
Voambolana  40  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  41 Dox

Fivaditsoratra  antso, Antso, 42 ontsa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19