|
|
|
|

Teny iditra 1  aomba
Fototeny  2 omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina momba na amporisihina homba (antoko na olona iray): Rakoto no naombany ny antokonay [1.1]

Fivaditsoratra  9 ambao, 10 amboa, aomba, 11 Moaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19