|
|
|
|

Teny iditra 1  aompana
Fototeny  2 ompana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
9 Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be tied to. [1.2]

Fivaditsoratra  11 ampanoa, aompana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19