|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ompana
Fototeny  2 ompa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho
9 Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy
10 Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be reviled, to be abused. [1.2]
12 to be abused with foul language [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3#464]
14 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ompana

Teny iditra (2/2) 16  ompana
Sokajin-teny  17  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  24 Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 action d'attacher des objets ensemble [1.3#465]

Fivaditsoratra  26 ampo~na, 27 mañapo, 28 mañopa, 29 mpanao, 30 mpanoa, ompana, 31 pañoma

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20