Teny iditra aonitra (onitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manonitra: Aiza ianao no hahita vola haonitra io fiaran' olona nosimbanao tanteraka io? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that given in restoration. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on compense, on restitue [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aonitra, aonitro, aonitrao, aoniny, aonitsika, aonitray, aonitrareo, aonitr', aoni-, aonitry
Ny lasa : naonitra, naonitro, naonitrao, naoniny, naonitsika, naonitray, naonitrareo, naonitr', naoni-, naonitry
Ny hoavy : haonitra, haonitro, haonitrao, haoniny, haonitsika, haonitray, haonitrareo, haonitr', haoni-, haonitry
Filaza mandidy : anoera

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20