| Teny iditra | 1 onitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza
23 Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 restoration of something lost or spent.
[1.2] 25 compensation, restitution [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 dédommagement, remplacement
[1.8] 27 compensation; dommages et intérêts [1.13] |
| Mpanahaka | 28 oni |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe onitra |
| Fivaditsoratra | onitra, 30 ranito, 31 rantoy, 32 torina, 33 Tyrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|