|
|
|
|

Teny iditra1  aorina (orina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atsangana, atsatoka: Tamin' ny taon-dasa no naorina itỳ tsena itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be raised up, to be fixed in the earth, to be founded. [1.2]
5  to be founded; to be fixed in the earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on fonde; qu'on fixe dans la terre [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  anairo, anario, anirao, aorina, ianaro, iarano, iorana, iroana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20