|
|
|
|

Teny iditra 1  haorina
Fototeny  2 haotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see haotra [1.2]
10 to be scratched [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 contre quoi on se frotte [1.8]
Ohatra  12  Tandremo sao haorina na ratraina ilay takom-pery malemy. [2.424#]
Tovy hevitra  13 haotraorina
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe haorina

Fivaditsoratra  15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, haorina, 22 hariaño, 23 haroina, 24 hoarina, 25 iharano, 26 oharina, 27 rihaona, 28 roahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22