Teny iditra | 1 aoto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fitaterana |
Ohatra |
4 Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [2.499] 5 Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 7 aoto, otao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |