Teny iditra aotreho (otrika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aotrika [fitanisana]
Ohatra Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto (Faites mûrir ces bananes en les chauffant dans un trou) [1.3]

Teny iditra aotreho (otrika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aotrika [fitanisana]
Ohatra Aotreho ao an-dohasaha miaramila roapolo (Mettez vingt soldats en embuscade dans la vallée) [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09