|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aotrika
Fototeny  2 otrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
9 (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
10 Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be ripened artificially [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on mûrit artificiellement [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe aotrika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  aotrika
Fototeny  16 otrika
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on met en embuscade [1.3#457]

Fivaditsoratra  19 akatrio, 20 akitrao, 21 akotray, aotrika, 22 karaoty, 23 Kariota, 24 koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21