Teny iditra | apanapana (apana) | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fitotototoana tsy mahita haleha. [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Vacillation. See papapapa, raparapa. [1.2] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tâtonnement, comme dans le trouble, l'obscurité [1.3] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |