|
|
|
|

Teny iditra 1  apariaka
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aparitaka, ahahaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 à éparpiller [1.3]
Ohatra  11  Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [2.48#612]
12  Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996]
13  Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499#71]
Tovy hevitra  14 aparitaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22