| Teny iditra | 1 apetraka |
| Fototeny | 2 petraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny
9 Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo 10 tendrena 11 Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao 12 Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany 13 Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao 14 (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 used of that which is put down or placed in a certain position.
[1.2] 16 to be set down, to be placed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 qu'on met, qu'on place, qu'on confie
[1.8] |
| Ohatra |
18 Vola apetraka ahoana, ry Dada a?
[2.470#167]
19 apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77] 20 Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero [2.131] |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe apetraka |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|