|
|
|
|

Teny iditra 1  apoaka
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mirefotra: Apoaka ny basy
9 Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be exploded; to be fired (of a gun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe apoaka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 akapao, 15 apakao, 16 apaoka, apoaka, 17 oapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21