|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  poaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy
22 Fisehoan-javatra manaitra
23 Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro
24 Forofotry ny kitrotro, bonibony... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 an explosion [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre
27 éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole
28 apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages
29 révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [1.3]
30 explosion, éclatement [1.8]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe poaka

Teny iditra (2/4) 32  poaka
Sokajin-teny  33  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  34 Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 Ce qui est creux à l'intérieur [1.3]
Ohatra  36  Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty. [2.606#188]
37  Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia. [2.529#105]
Fikambanana  38  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe poaka
Ohabolana  39  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4) 40  poaka
Sokajin-teny  41  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  42 [Tanala] jamba, tsy mahita intsony [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  43 borgne [1.3]
Voambolana  44  Fahasalamana

Teny iditra (4/4) 45  poaka
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny frantsay  47 [Merina] (de poaka : petite explosion ; lorsqu'on presse sur le fruit, il libère ses graines avec une petite explosion). Nom surtout donné à : Gomphocarpus fruticosus (L.) R. Br. (Apocynaceae). Sur ses usages, voir fandemy, fanory. On donne aussi le même nom à Gomphocarpus cornutus Decne., plus récemment introduit et devenu subspontanée dans quelques localités. [1.196]
Voambolana  48  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  51 apoka, 52 kapao, 53 opaka, 54 paoka, poaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21