| Teny iditra | 1 arahaba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
21 Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.]
[1.2] 23 a greeting; congratulations [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 salut, félicitations
[1.3, 1.8] 25 salutation [1.3] |
| Voambolana | 26 Teny fanajana |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe arahaba |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|