Teny iditra fiarahabana (arahaba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A greeting ; congratulations [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salutation ; félicitation [1.8]
Ohatra 
1hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana. [2.270]
2Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny. [2.4]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20