|
|
|
|

Teny iditra 1  arambo
Fototeny  2 rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Izay atao tovana mirefarefa na somotraviaviny: Inona no harambo itỳ akanjolava itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Ce que l’on met comme franges [1.3#504]

Fivaditsoratra  10 ambora, arambo, 11 marabo, 12 mbaroa, 13 ramboa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19