Teny iditra ara-miritra
Singan-teny ara- (araka) ; miritra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07