|
|
|
|

Teny iditra 1  aranana
Fototeny  2 arana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2]
10 to be indulged, to be spoiled, [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 envers qui on est indulgent; [1.8]
Tsipelina hafa  12 aranina

Fivaditsoratra  13 Anarana, anarana, aranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24