|
|
|
|

Teny iditra 1  aranina
Fototeny  2 arana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin' ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay [1.1]
Tsipelina hafa  9 aranana

Fivaditsoratra  10 añarina, anarina, 11 aniràna, aranina, 12 rianana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22