|
|
|
|

Teny iditra 1  arangotra
Fototeny  2 rangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandrangotra, mandratra na manakiaka amin' ny hoho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on égratigne, on s'accroche [1.3]

Fivaditsoratra  arangotra, 10 arongatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19