Teny iditra | rangotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Tsilo [1.78] | |||||||||||||||
Ratra na kiaka avy amin' ny hoho lava | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A scratch by nails, claws, or thorns. [1.2] | |||||||||||||||
A scratch [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | égratignure [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rangotra io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rangotra, rongatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |