|
|
|
|

Teny iditra 1  arasa
Fototeny  2 rasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...): Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao? [1.1]

Fivaditsoratra  arasa, 9 asara, 10 Saraà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19