|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rasa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] anjara
4  [1.78] [Taisaka] fizaran-kena
5  [1.78] [Sihanaka] zara na fizarana, anjara
6  [1.1] Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina.
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny rasa io

Teny iditra (2/3)19  rasa
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Taisaka] ahitra, tavony
Voambolana  22  Haiaina

Teny iditra (3/3)23  rasa
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.196] (de rasa : partage de la viande ; le bois servait à faire des plateaux à découper). Weinmannia hildebrandtii Baill. (Cunoniaceae). Beau bois rouge, bien veiné. [Bara]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28  rasa, sara

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02