|
|
|
|

Teny iditra 1  aravaka
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mandravaka: Raozy sy lisy aravaka ny latabatra hisakafoan' ny mpanambady [1.1]

Fivaditsoratra  aravaka, 9 avaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19