| Teny iditra | 1 ravaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra
[1.1] 21 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 an ornament, jewelry
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 ornement, bijou
[1.8] 24 décoration, parure [1.13] |
| Mpanahaka | 25 haingo |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ravaka |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 28 Randzavola: ravaka ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | ravaka, 29 varaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|