|
|
|
|

Teny iditra 1  arebaka
Fototeny  2 rebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza izay mahatonga ho rebaka, ho reraka
8 Enti-milaza ny akanjo entina mirebaka, na mihaingo [1.1]

Fivaditsoratra  9 abarake, arebaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19