Teny iditra (1/3) | 1 rebaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 7 rebaka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
12 Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 rebaka |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 maty [Sihanaka]
[1.78] 17 simba; rava [Tanosy] [1.78] |
Fivaditsoratra | 18 bakera, barake, bekara, beraka, karabe, rebaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |