|
|
|
|

Teny iditra 1  arehitra
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be set on fire; to be lighted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3]
11 qu'on allume [1.8]
Ohatra  12  ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48#76]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19