|
|
|
|

Teny iditra 1  arendrika
Fototeny  2 rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
9 Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
10 Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
11 Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21