| Teny iditra | 1 rendrika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
23 Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay 24 Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy 25 Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao 26 Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 melted (of metals)
28 wrecked (of a ship) 29 fast asleep [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 chaviré, coulé dans l'eau
31 fondu, liquifié, ce dit des métaux 32 bien tissé, bien repassé 33 plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à [1.3#524] 34 fondu (se dit des métaux) 35 naufragé 36 bien endormi [1.8] |
| Ohatra |
37 Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika.
[2.113#12]
38 Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928] 39 Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275] |
| Fikambanana | 40 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe rendrika |
| Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|