|
|
|
|

Teny iditra 1  arenireny
Fototeny  2 renireny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika [1.1]

Fivaditsoratra  arenireny, 9 erinerina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19