|
|
|
|

Teny iditra 1  renireny
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fandehandehanana etsy sy eroa tsy misy antony; fivezivezem-poana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 roving, wandering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 action de rôder, de vagabonder [1.8]
Tovy hevitra  15 riorio, vezivezy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22